• Alatsinainy 04 Mey 2020
Any Ivelany.Nosy Kaomoro Mifanenjana ny samy mpiasan'ny fahasalamana

Misavoritaka tanteraka ny eo anivon` ilay hopitaly ao Nosy Kaomoro izay nahitàna ireo olona maty maherin` ny 20 isa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Any Ivelany.Mpitondra Afrikanina Manomboka miala amin’ny fatoran’ny mpanjanan-tany ...

Nivory tamin’ny alalan’ny “visioncoférences” ny mpitondra Afrikanina maromaro ny alakamisy lasa teo nandihana ny fiatrehana ny Coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aprily 2020
Any Ivelany.Resaka 3 tapitrisa Ar Novonoina sy nalevina an-tsokosoko ilay ramatoa

Tany Ampanihy Andrefana no nisehoan’ity tranga ity. Araka ny fitantarana nataon’ny Sampan-draharaha misahana ny serasera na ny DRCC Atsimo Andrefana, dia nindram-bola 3 000 000 Ar

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aprily 2020
Any Ivelany.Kim Jong Un Velona sy salama tsara

Nahoraka hatramin'ny alahady hariva teo fa nodimandry rehefa tsy nahazaka ny fandidiana natao tamin'ny fony ny filoha Koreanina tavaratra, Kim Jong Un ary efa mivonona handimby azy ny anabaviny, Kim Yo Jong.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2020
Any Ivelany.Korea Avaratra Tsy hay na maty na velona I Kim Jung-Un

Miely amin’ny haino amanjery maro any ivelany ny resabe momba toe-pahasalaman’i Kim Jong-Un (36 taona), mpitondra an’i Korea Avaratra, nandova Fanjakana tamin’ny Rainy sy Raibeny.

Hamaky ny tohiny
FTT